|
|
|
|

Teny iditra1  varirotra
Fototeny  2  rirotra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza ny tarehy na molotra mifendrotra na mifandrirotra noho ny zava-mahazo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  contraction, se dit de la figure, des lèvres [1.3]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20