|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  varivary
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy tena mamo, falifaty noho ny hantamoana, mienjina, jaonjaona
4 Atriatry, salasalany, tsy kely tsy lehibe (filaza indrindra amin' ny hazandrano) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 rendu joyeux par la boisson; moyen, ni grand ni petit, se dit surtout des poissons [1.3]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 7  varivary
Sokajin-teny  8  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  13 Vakin-kazo lava marotsaka fantsihana amin' ny lohatrano ka ipetrahan' ny tafo: Volotsangana no fanao varivarin' ny tafo
14 Fiteny: Ianao no vovonana iadian' ny lohany, varivary andrian' ny tafo: enti-milaza olona ipetrahan' adidy amana andraikitra lehibe [1.1]
15 tetitetika hazo lava madinika ampiasaina amin'ny rafitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  16 lattes transversales des toits [1.3]
17 latte [1.13]

Fivaditsoratra  18 raviravy, varivary, 19 viravira

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21