Teny iditra | vary lena | |
Singan-teny | vary ; lena | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny frantsay | Riz mouillé Qui s'accordent, s'entendent, s'aiment [1.3] | |
Ohatra | Raha mahita mpangalatra hianao, dia vary lena hianao sy izy, ary miombona amin'ny mpaka vadin'olona hianao.
[2.996] | |
Fivaditsoratra | lavareny, vary lena, velarina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |