Teny iditra | 1 vary mangatsiaka |
Singan-teny | 2 vary, mangatsiaka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] riz froid, cuit la veille travail , affaire inachevés et repris un autre jour |
Ohatra |
5 vary mangatsiaka sisa nihinanantsika omaly izao no nohaninay, dia lasa izahay, fa tsy nitoetra akory. [2.324] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |