Teny iditra 1/2 |
vavàna
(vava)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Asiana vavany, asiana banga, loaka: Vavào ity ampiantany ity [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
vavàna |
Filaza mandidy : |
vavao |
|
|
Teny iditra 2/2 |
vavàna
(vava)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona; basivava, mipentsompentsom-bava: Mba vehivavy vavana izany! [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Very talkative [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Très bavard [1.8]
|
Tovy hevitra | |
|