Teny iditra (1/2) | 1 vavarano |
Fototeny | 2 vava, rano |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Toerana fiafaran' ny ony ka ivarianany any an-dranomasina; vinany 5 Fihaonan-drenirano roa 6 Halehiben' ny sakan' ny renirano na ny ony iray [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 embouchure [1.13] |
Voambolana |
8 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Tovy hevitra | 9 vinanin-dranomasina |
Teny iditra (2/2) | 10 vavarano |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 moron-drano, ny faritany sy ny mponina ao [Tambahoaka]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 13 novavara, vavarano |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |