|
|
|
|

Teny iditra 1  vazoina
Fototeny  2 vazo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hiraina, kaloina: Novazoin' ny Avana ny hanin-kavana
9 Anaovana vazo na kalompitiavana: Imiangaly no novazoin' Andrianampoinimerina [1.1]

Fivaditsoratra  10 vaozina, vazoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04