|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ve
Sokajin-teny  2  kianteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Kianteny kely enti-manontany, ka tsy manomboka fehezanteny no ampiasana azy fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana: Handeha ve ianao amin' ny Alakamisy? -- Amin' ny Alakamisy ve ianao no handeha? Indraindray, azo ampiasaina miaraka amin' ny moa ny ve ka atao manarakaraka azy: Moa ve hijanona ianao? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [1.3]
Ohatra  5  Hianao ihany ka tsy hanao izany ve ? (Vous en êtes bien capable, vous êtes assez osé pour cela) [1.3]
Tovy hevitra  6  va
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny kianteny rehetra

Teny iditra (2/3)8  ve
Sokajin-teny  9  anarana
Voambolana  10  Fifamoivoizan-tsambo
Fanazavàna teny malagasy  11  fivoizana lakana [Taisaka] [1.78]
12  fivoy, hazo fisaka misy tahony lavalava entina mitondra lakana [Betsimisaraka] [1.78]
Tovy hevitra  13  five

Teny iditra (3/3)14  ve
Sokajin-teny  15  anarana
Voambolana  16  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  17  evina [Taisaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31