|
|
|
|

Teny iditra1  vehana
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Toerana
Fanazavàna teny malagasy  4  Halavan-drefy hatao amin' ny tendron' ny fanondro ka hatramin' ny tendron' ny ankibe (vodivoam-pelatanana miverina indroa, na voatondro folo, na zehy latsaka tondro) [1.1]
Ohatra  5  hatr' aminy voantondro iray azo atao hery ny ka hatr' aminy vehana tahak' izao [2.48]
Kamban-teny 
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny vehana io

Fivaditsoratra  8  vahena, vehana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17