Teny iditra vehivavy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny olombelona vavy natao hiteraka, izany hoe manana ny toe-batana mifanohitra amin' ny an' ny lehilahy: Tsy misy tsy natera-behivavy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A woman [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Femme [1.8]
Kamban-teny 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18