Teny iditra | 1 velon-taho |
Singan-teny | 2 velona, taho |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Voambolana |
4 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny malagasy |
5 ilazana ireo vodin-javamaniry alaina nefa tsy voaongotra ny tahony [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 (« tige encore vivante »). Se dit des tubercules qu'on déterre sans arracher la plante elle-même 7 Figuré : jeune homme qui a encore ses parents. [1.196] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/21 |