| Teny iditra (1/2) | 1 venty |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Fototry ny isa
12 Antoko, tsinjara: Lalàna dimy venty sy telonjato 13 Fotopototra: Holazaiko anao ny ventin' ny lahateny nataony fa henoy tsara àry 14 Vongana iray mitambatra: Ranony daholo izy izany fa tsy misy ventiny na dia kely aza 15 Fitarihana hira [1.1] 16 habe fototra ampiasaina amin'ny fandrefesana [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 substance; a unit
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 substance
[1.8] 19 unité [1.13] |
| Fikambanana | 20 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 27 misy ny teny hoe venty |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 22 venty |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Anaram-bola malagasy ampahenin' ny ariary ny sandany na iraimbilanja; latsaka voamena: 0,80Fr ary miditra amin' ireto anarambola manaraka ireto: lasiventy (ilavoamena sy venty: 0Fr90); ventisikorobo (2Frs); ariary latsabenty (4Frs)
[1.1] |
| Voambolana | 25 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Fikambanana | 26 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe venty |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|