|
|
|
|

Teny iditra 1  verahina
Fototeny  2 veraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Vakina roa ka sokafana tsara: Misy vitsika ny voankazo sasany rehefa verahina
9 Loarana ny tsinainy: Noverahina ilay kisoa rehefa avy nodorana
10 Velarina: Veraho ny entanao hosavana
11 Borahina: Aza matahotra fa veraho izay ao am-ponao [1.1]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21