|
|
|
|

Teny iditra 1  verezina
Fototeny  2 very
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ariana tsy ho zanaka na atao tonga mietry hamendrehana ka tonga andevo: Noverezina tamin' ny vola tsy vaky izy ~ Verezin-jo
9 Lamina amin' ny tsinontsinona, amin' ny tsy antony: Noverezin-dRamatoa iny tamin' ny resaka tsisy antony fotsiny lahy ny androko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be sold into slavery [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on réduit en esclavage [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20