|
|
|
|

Teny iditra1  verimaso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [2.314] fomba fitafy lamba izay anaronana ny loha ka ny maso ihany no tsy takona
4  [1.1] Fijerena amin' ny hirika kely amin' ny lamba anaronana ny loha ka ny maso ihany no tsy takonana: Manao verimaso
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] [very maso] action de se voiler la figure de manière à ne montrer que les yeux, se dit des femmes de mauvaise vie
Ohatra  6  [1.298] Kao-drazana tsy azo avela ny anay, ka raha maso mataho-ditsoka, dia ny verimaso no ataovy marevaka, fa raha sima no mianala: miantsinanana voky rivotra, miankandrefana manahy lela.
Singan-teny  7  very, maso

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07