Teny iditra veroka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny tsy fahita afa-tsy amin' ilay fombam-pitenenana hoe: tsy azo veroka, tsy hita veroka [1.1]
Ohatra Azoazony veroka ihany kosa anefa. [2.472]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26