Teny iditra very hasina
Singan-teny very ; hasina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Simba ny hajany; tsy manana ny voninahiny intsony
Tonga tsinontsinona ary maharikoriko [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui a perdu sa force et sa vertu. Se disait des gens perdus de réputation. [2.415]
 Qui a perdu sa vertu, sa force, sa propriété
Qui a perdu sa réputation, sa renommée; qui est en disgrâce [1.3]
 Qui a perdu sa vertu, ses propriétés (en parlant d'une plante médicinale) [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01