| Teny iditra | 1 vidina |
| Fototeny | 2 vidy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Atakalo vola: Novidiko valopolo ariary io reniakoho io
9 Tambazam-bola: Isaorana Andriamanitra fa olona tsy mba azo vidim-bola raha io mpitsara io [1.1] |
| Ohatra |
10 Ny tsy manana kosa tsy manam-pidiny, ka na lavitra na akaiky dia volena , indrindra fa tany tsy vidina izany nahofana.
[2.472#26]
|
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe vidina |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | vidina, 13 vinady |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|