|
|
|
|

Teny iditra 1  vilany
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Zavatra fandrahoantsakafo, mety ho vy na tany: Ny vilany tany izay natokana ho fandrahoan-daoka dia natao hoe "nongo". [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a cooking pot, a kettle or casserole [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 marmite [1.3, 1.8, 1.13]
8 pot, casserole [1.8]
Ohatra  9  Rehefa nitatao vovonana ny andro, dia tafaverina izy mianaka, ka samy navesatra nitondra fotsimbary sy vilany ary vilia sy sotro; [2.324]
10  "hetsehina kely ny vilany|bilany angalana ny ao am-vilany|bilany ho any ny olona maikia handeha [2.48#186]
11  Raha mbola tsy maimbo tsilo akory ny vilaninareo, dia hindaosin'ny oram-baratra ireny, na ny lena na ny maina. [2.996]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 25 misy ny teny hoe vilany
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  14 Randzavola: vilany ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  15 valiny, vilany, 16 vilina, 17 viñaly, vinaly, 18 vinila

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/24