|
|
|
|

Teny iditra 1  vilavilaina
Fototeny  2 vilavila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fozafozaina, entina tsy itondràna roa: Aza dia vilavilaina toy io, retsy, ny zanako, sao dia folaka [1.1]

Fivaditsoratra  9 ivilavilàna, vilavilaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04