Teny iditra | 1 viliantsahona |
Singan-teny | 2 vilia, sahona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Karazan-javamaniry fahita eny amorondrano na amin' ny tany be petsapetsa, somary mitapelapelaka kely ny raviny ary fanaon' ny olona ody tazo [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 (« assiette de grenouille »). Nom donné à diverses plantes aquatiques dont les feuilles ressemblent plus ou moins à des assiettes ; feuilles rondes. Ce sont surtout suivant les dialectes : 6 Hydrocotyle superposita Baker, Hydrocotyle tussilaginifolia Baker et Hydrocotyle umbellata L. (Araliaceae) [Merina] 7 Hydrocotyle bonariensis Lam. (Araliaceae). [Betsimisaraka] [1.196] |
Voambolana |
8 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 13 hantsoavaliny, hotsivalanany, viliantsahona |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |