Teny iditra | 1 vimbinina |
Fototeny | 2 vimbina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Entina amin' ny tanana: Vimbino kely, anaka, ity harona ity 5 Arovana, tahina: Novimbinin' Andriamanitra izy ka tody soa aman-tsara eto an-tanindrazana indray [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to be carried in the hand; to be protected [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on porte à la main, qu'on protège, dont on a soin [1.3] 8 qu'on porte à la main; qu'on protège [1.8] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny vimbinina io |
Fivaditsoratra | 14 vimbinina, vinimbina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |