|
|
|
|

Teny iditra 1  vinango
Fototeny  2 vango
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 (misy tsofoka in) Voavango, novangoina, nasiana, novelezina: Novinangon' i Bema ny zandriny ka saika safotra mihitsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 battu [1.3#809]
Tovy hevitra  9 voavango

Fivaditsoratra  10 vangony, vinango, 11 vongany

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22