|
|
|
|

Teny iditra 1  vingitina
Fototeny  2 vingitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina amin' ny loha fanondro sy ny ankibe: Ento tsara fa aza vingitina toy izao io mosara io fa efa madio [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be taken hold of at the extreme edge by the finger and thumb [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on saisit, qu'on porte par les bouts [1.3]
Tsipelina hafa  11 vingirina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22