|
|
|
|

Teny iditra 1  vinimbina
Fototeny  2 vimbina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 voavimbina, vimbinina, entina amin' ny tanana: Voankazo kely no novinimbinay ho anareo
8 Tahina, arovana: Novinimbin' Andriamanitra ity fianakaviana itỳ fa sady nomeny taranaka maro no nomeny harena koa [1.1]

Fivaditsoratra  9 vimbinina, vinimbina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20