|
|
|
|

Teny iditra1  viona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7  Enti-milaza fibirioka, fihodivitra
8  Vembena, vezimbezina, rondrona [1.1]
9  jereo fiviona [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10  déviation [1.13]

Fivaditsoratra  11  anivo, niavo, vinoa, viona, voina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31