| Teny iditra | 1 viraviraina |
| Fototeny | 2 viravira |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Kitakitaina atao ratsy fitondra, tsy itondrana roa: Noviravirain' ilay tsy mifaditrovana iny lahy ny zanako!
9 Raidraisina befahatany amin' ny tanana, fozafozaina: Nahoana re no dia viravirainao toy izao ity akanjoko mivalona? 10 Roridroritina, saritadritahina: Noviravirain' ny amboadia ilay zanak' ondry ka maty tsy tradrano [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to be rent, to be torn asunder
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 qu'on déchire, qu'on tiraille
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|