Teny iditra (1/2) | 1 viro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Fanazavàna teny malagasy | 4 Anaram-bibikely [1.1] |
Teny iditra (2/2) | 5 viro |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Voambolana |
7 Haibiby: mampinono |
Fanazavàna teny malagasy | 8 karazam-biby dia toa alika, fosa lehibe izay mety mitolona olona: nindaom-biro mba hinanany azy [Tanala] [1.78] |
Fivaditsoratra | 9 rivo-, viro |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |