virus   
mikrôby
microbe, virus [1.13]
otrikaretina
microbe, virus [1.13]
viriosy
virus [1.13]
virosy
[fr. virus] Karazana mikraoby manokana, mbola kely indray noho ny bakteria fa latsaka ny 0,2 ampaharivon' ny mm ny habeny ary tsy hita raha tsy amin' ny mikraoskopy manokana, fototry ny aretina maro toy ny gripy, poliomielita [1.1]