|
|
|
|

Teny iditra 1  visavisaina
Fototeny  2 visavisa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tanisaina, lazaina tsirairay: Tsy hay hovisavisaina ny zavatra rehetra nataony
9 Lazaina hatramin' izay antsipiriany madinika indrindra: Visavisao ary ny dia nataonao tany an-drenivohitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be described minutely, to be enumerated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on décrit ou énumère minutieusement [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20