Teny iditra vitsika momba kitay
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: manembona
Ohatra manina aho fa diso lalan-tsakaiza
vitsika momba kitay aho
ka harivariva an-tanin'olona
[2.131]
Singan-teny vitsika ; momba ; kitay

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18