Teny iditra | 1 vizavizaina |
Fototeny | 2 vizaviza |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanaovana tsinontsinona; vingavingaina: Aza vizavizaina ny olona tsy mitovy aminao [1.1] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 ivazivazina, vizavizaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |