Teny iditra |
voaavotra > voavotra
(avotra)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Redeemed, ransomed [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Racheté [1.3]
|
Ohatra | Raha izany fitandremana rehetra izany no heverina, tokony ho voaavotra ara-dalàna aho.
[2.4]
|
Haiendriteny |
Ny lasa : |
voavotra,
voavotro,
voavotrao,
voavony,
voavotsika,
voavotray,
voavotrareo,
voavotr',
voavo-,
voavotry |
|
Tsipelina hafa |
|
Teny iditra |
voaavotra > voavotra
(avotra)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Fanazavàna teny anglisy | Plucked up, rooted up, eradicated [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Arraché [1.3]
|
|