Teny iditra | 1 voafadiditra |
Fototeny | 2 fadiditra |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Entortillé, entrelacé [1.3] |
Ohatra |
6 toy ny hazandrano latsaka am-bovo tsy azo ialana, sy toy ny vorona voan' ny fandrika, tahaka azy ireo koa ny zanak' olombelona dia voafadiditra amin' ny androm-pahoriana, raha avy izay iantsamboran-doza tampoka aminy. [2.996] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |