|
|
|
|

Teny iditra 1  voafantsika
Fototeny  2 fantsika
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Fanazavàna teny anglisy  5 nailed [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on a cloué [1.3#150]
Ohatra  7  Ary Paoly va no voafantsika tamin' ny hazo fijaliana ho anareo? [2.996]
Tovy hevitra  8 finantsika

Fivaditsoratra  voafantsika, 9 voantsifaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22