|
|
|
|

Teny iditra1  voafatotra
Fototeny  2  fatotra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4  bound, confined, fettered, enchained. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  qu'on a lié, enchaîné, garrotté [1.3#158]
Ohatra  6  nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan'ny foko. [2.324]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Tovy hevitra  8  finatotra
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny voafatotra io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20