|
|
|
|

Teny iditra 1  voafora
Fototeny  2 fora
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  5 nesorina ny nofo manarona ny lohan' ny filahian' ny ankizilahy kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 circumcised [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 circoncis [1.3#186]
Ohatra  8  Ny zaza maty tsy mbola voafora dia tsy maintsy ho foraina izy vao alevina ao am-pasan-drazana, fa raha tsy natao izany hono izy dia tsy raisin' ny fahasivy sy Ndriananahary, ka tonga manjenjena eny ho eny ka mampalahelo. [1.353]
Voambolana  9  Fahasalamana
Tovy hevitra  10 finora
Mpanahaka  11  afa-trosa, 12  nodidiam-poitra, 13  nosikinana, 14  notsongoina, 15  vita hasoavana, 16  voadidy foitra, 17  voalehilahy, 18  voasikina, 19  voatsongo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22