Teny iditra voahaha (haha)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy Loosed, untied, unknotted. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Délié, dénoué, détaché, dévissé, démonté, mis en liberté [1.3]
Ohatra Ny gadralava sy ny meloka ao an-tranomaizina dia tsy maintsy vahana sy alefa amy ny fetr' androny, ka raha tsy mahatandrina tsara izany ny mpitandrina ný fetr' androny, ka misy diso andro sy tsy voahaha sy tsy voalefa, dia sazina omby 1 sy a. [1.123]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/04