Teny iditra | voahasina (hasina) | ||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | ||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Rendered holy, consecrated, sanctified. [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Qui a reçu une vertu, une propriété, une sanctification, bénit. [1.3] | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | voahasina (hasina) | ||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | ||
Fanazavàna teny frantsay | Tordu, bercé [1.3] | ||
Ohatra | Ary nataony rongony fotsy madinika voahasina avokoa ny fefy lamban' ny kianja manodidina.
[2.996] | ||
Fivaditsoratra | anasaviho, anasavohy, hasoavina, voahasina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/19 |