|
|
|
|

Teny iditra1  voaisa
Fototeny  2  isa
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4  compted, numbered, reckoned [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  compté, mis au nombre [1.3#274]
Ohatra  6  koa ny loaka tamin'ireo voaisanay ireo [2.366#150]
7  fa raha tsy voaisako dia matin' ise ariary folo kosa aho [1.436]
Haiendriteny 
8  Ny lasa :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny voaisa io

Fivaditsoratra  10  isavao, voaisa, voasia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20