|
|
|
|

Teny iditra1  voakendry
Fototeny  2  kendry
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#322] visé, qui a été visé
Ohatra  5  Tonga koa aza ny tena mpandrafitra teo an-tanàna nanofa indraindray ilay milina tamin' ny fotoana voakendry. [2.356#123]
Tovy hevitra  6  kinendry

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11