Teny iditra | 1 voamitohy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Karazam-boangory sahala habe amin' ny voanantoka na ny voanosy, fa misy poizina mahafaty raha manaikitra [1.1] |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny voamitohy io |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |