Teny iditra voampakatra (akatra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy Taken up, brought to a higher position. To have been brought home, as of a bride, hence married. [1.2]
Ohatra ary amin' io andro hadimiana io, raha mandoa, na reradreraka, indrindra ka maty raha mbola tsy voampakatra, dia atao isan' ny mamosavy ihany; [2.857]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09