|
|
|
|

Teny iditra1  voanemba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Karazan-javamaniry madini-boa fanao fangaron-daoka matsiro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  (peut être d'origine africaine ?). Vigna sinensis (L.) Savi ex Hassk. (Fabaceae). Malzac cite ce nom et écrit : « la graine est bonne à manger comme lentilles ». Sorte de petit haricot d'origine africaine (alors que les vrais haricots actuellement cultivés sont d'origine américaine). C'est la Phaséole de l'antiquité greco - latine. Elle a longtemps été cultivée dans le Midi de la France sous le nom de Mongette, banette, cornille, etc. Son nom scientifique vigna est tiré de celui du botaniste italien Domenico Vigna. Cette espèce réussit très bien dans le Sud Ouest de Madagascar, ainsi que l'espèce voisine Vigna catjang Walpig (Fabaceae) avec laquelle elle est souvent confondue. On en vend les grains sur les marchés jusqu'à Tananarive. Ils ont la forme de très petits haricots. Leur goût lorsqu'ils sont bien cuits est très fin. [Sakalava] [1.196]
5  [Mahafaly]
Ohatra  6  Voarohirohin-kenatra ny vavako
voafatopato-baraka ny molotro
aniraho Ramanontany hiloa-peo
voanemba maina anie aho
ka raha voatohina dia mianjera
[2.131]
7  Ny kabaro sy ny hasy kosa, ary ny kapika sy ny voanemba indraindray no fivarotra. [2.606]
Voambolana  8  Haizavamaniry: ahitra
Tovy hevitra  9  tsiaridrafy
Kamban-teny 
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny voanemba io
Lahatsoratra  13  Randzavola: voanemba ao amin' ny Baiboly (=> tsaramaso)

Fivaditsoratra  14  manabove, voambane, voanemba

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30