Teny iditra | 1 voankanina |
Fototeny | 2 voa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Fivavahana, finoana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 mosavy, vorika [Sihanaka]
[1.78] 6 Aretina azo tamin' ny hanina nisy mosavy 7 Tsy fahalevonan-kanina [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 grande indigestion censée causée par une nourriture ensorcelée [1.54] |
Ohatra |
9 Ary ny manehitra, mosavy, voankanina: [2.48] |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny voankanina io |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |