|
|
|
|

Teny iditra1  voantandroka
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny malagasy  4  Bibikely mipetraka amin' ny mandomando sy ny maizimaizina, saingy mihorona faingana izy rehefa raisin' ny tanana [1.1]

Fivaditsoratra  5  vatan' akondro, voantandroka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31