|
|
|
|

Teny iditra 1  voaporofo
Fototeny  2 porofo
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Haiendriteny 
4  Ny lasa :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra  5  Tsy voaporofoko mandrakizao moa io, satria tsy nanan-kevitra hanontany an' i Vola momba izany aho taty aoriana. [2.4#12]
6  Firy ny habetsahany, voaporofo, voatombana na antenaina? [4.27]
7  Tsy azo nampisehoana izany moa ny mpampiasa voaporofo fa mampidi-doza izany ka ny olon-kafa nahazoana nanao no nanaovana, dia ny tena samy tena. [2.472#182]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26