Teny iditra | 1 voaranala |
Fototeny | 2 voara, ala |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazana voara fihinan' ny lambo any an' ala ny voany |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] (de voara et ala : forêt). D'après Malzac : « Espèce de figuier dont les sangliers mangent les fruits ». [Merina]
|
Voambolana |
6 Haizavamaniry: hazo |
Tovy hevitra | 7 voarandambo |
Fivaditsoratra | 8 voalanara, voaranala |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |