|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  voasa
Fototeny  2  asa
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4  tilled, dug up. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  Travaillé [1.3]
6  usiné; travaillé [1.13]
Ohatra  7  Voafetra ihany koa ny tany voaasa [2.117#120]
8  Ny tany izay voaasanao, hitera-bokatra kokoa [2.621]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)10  voasa
Fototeny  11  asa
Sokajin-teny  12  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  13  invited to a feast, summoned, bidden. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14  invité [1.3]

Teny iditra (3/3)15  voasa
Fototeny  16  asa
Sokajin-teny  17  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  18  sharpened, whetted. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  19  Aiguisé, râpé [1.3]

Fivaditsoratra  20  asavo, avosa, savao, savoa, soava, voasa

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/01