|
|
|
|

Teny iditra 1  voatana
Fototeny  2 tana
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Haiendriteny 
4  Ny lasa :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1#917]
Fanazavàna teny anglisy  5 held, grasped, grappled [1.2#613]
Fanazavàna teny frantsay  6 retenu, saisi, gardé, arrêté [1.3#664]
Ohatra  7  Am-pihin-drafy : toy ny voatanan' ny rafy, izany hoe voageja mafy [2.285#59]
8  Indrindra koa, fa olona avy any Ambositra isika, ary avy any Ambositra daholo no ankabeazan' ny voatana. [2.324]
9  Tsy misy hevitra mazava momba izany, hevitr' olona voatanako izany; mainka moa fa izany hoe hevitro izany. [2.4#20]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 atavano, 12 atavona, 13 atovana, 14 avotana, 15 vatoana, voatana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21